| Entrée | 1 hafaliana tsy ahombiazana |
| Mots élémentaires | 2 hafaliana, 3 tsy, 4 ahombiazana |
| Partie du discours | 5 locution |
| Exemples |
6 hafaliana tsy ahombiazana rahateo na an' ity raim-pianakaviana mibanjina ny menaky ny ainy:
[2.470#9]
7 hafaliana tsy ahombiazana no an' ny Frantsay tamin' ny toby rehetra. [2.472#188] |
| Autres orthographes | 8 hafalian-tsy ahombiazana |
| Mis à jour le 2026/02/26 |
|