Entrée hafinaretana (finaritra)
Partie du discours nom
Définition malgache Hafaliana: Akory ny hafinaretakonamaky ny taratasinareo, ry Dada sy Neny
¶ Hasambarana, fahasambarana, fahatretrehana: Ao anatin' ny fifankatiavana ihany no misy ny hafinaretana [Rajemisa 1985]
Vocabulaire 
Synonymes fahafinaretana

2009/02/23