| Entrée (1/2) | 1 finaritra |
| Radical | 2faritra |
| Partie du discours | 3 adjectif |
| Explications en malgache |
4tsara, salama tsy marofy.
[Bezanozano]
[1.78] 5Salama tsara: Manao ahoana ianareo fa izahay dia finaritra tsara daholo. 6Miadana, sambatra: Finaritra izany fianakaviana izany satria miasa ary mifankatia. 7Faly: Finaritra izy mitifi-borona any an-tsaha. 8Voafaritra: Finari-bava (raikitra, voafetra, tapaka. [1.1] |
| Explications en anglais |
9happy, joyous, healthy, well, content, satisfied, delighted..
10used in some provinces, especially by the Betsimisaraka, as a salutation, as: Finaritra, tompoko, you are well, Sir; i.e. How do you do, Sir? Manao finaritra anao aho: I salute you. The word finaritra may possibly be a passive with infix from faritra; or a compound of fina and aritra. [1.2] 11well, happy. [1.7] |
| Explications en français |
12salut betsimisaraka, la réponse est la même..
[Tankarana]
[1.19] 13bien portant; heureux. [1.8, 1.5] 14joyeux. [1.5] |
| Exemples |
15 Kaneía betsaka no tsy finaritra tamin' ny fanambadiana.
[1.38]
16 Nahoana hianao raha mandry mahalefitra no finaritra asian'olon-tsarotra? [2.131] 17 finaritra kosa ny ankizy mamindrafindra ny tongony amin' ny vato madinika sy ny tany malemy. [2.470] |
| Morphologie |
|
| Dérivés |
|
| Tous les mots composés | 266 combinaisons de ce mot |
| Proverbes | 27 Proverbes contenant ce mot |
| Entrée (2/2) | 28 finaritra |
| Radical | 29faritra |
| Partie du discours | 30 verbe passif |
| Explications en français |
31circonscrit, limité.
[1.3#155] |
| Morphologie |
|
| Synonymes | 35voafaritra |
| Anagrammes | 36 faniritra, 37 finaritra, 38 firanitra, 39 fitrirana |
| Mis à jour le 2025/11/02 |
|