|
|
|
|

Entrée1  haisoratra
Mots élémentaires  2  hay, 3  soratra
Partie du discours  4  nom
Explications en malgache  5  Fahaizana mandinika ny soratra, fahalalana momba ny soratra: Hivoaka atsy ho atsy ny tantaran' ny haisoratra malagasy [1.1]
Explications en anglais  6  prose [1.7]
Explications en français  7  prose [1.8]
8  littérature [1.5#132]
Exemples  9  Tantaran ny haisoratra malagasy, Fizarana I. [2.285]
10  Raha fintinina izany, dia azo lazaina fa tsy mitovy velively ny lanjan'ny fanabeazan'ny harivolana eo amin'ny fiarahamonina miaina amin'ny teny, sy ny an'ny haisoratra ao amin'ny fiarahamonina fehezin'ny soratra. [2.606]
Tous les mots composés 
Vocabulaire  12  Littérature: (en général)

Mis à jour le 2025/09/12