| Entrée | 1 hakantoana |
| Radical | 2 kanto |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Hatsaran-tarehy fatratra, be renty [1.1] |
| Explications en français |
5 l'habileté, la perfection d'une chose [1.3] |
| Exemples |
6 ka noho izany nampitomboin'ny Tompo fatratra ny hatsaran-tarehiny ka tonga namirapiratra teo imason'ny olona rehetra, tamin'ny hakantoana tsy azo tahafina.
[2.996]
|
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|