Entrée kanto
Partie du discours   adjectif
Définition malgache   tena fatratra amin' ny hatsarana na ny tarehy, na ny bika, na ny fahaizana, na ny fahalalana (amin' ny zavatra tsara mandrakariva no ampiasana ity teny hoe kanto) [Ravelojaona: Firaketana]
   Tsara tarehy fatratra, be renty: Lahateny kanto. [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   well done, attractive [Hallanger 1973]
Traduction française   magnifique [Abinal 1888, Rajaonarimanana 1995]
   habile, étonnant, extraordinaire, surprenant [Abinal 1888]
   bien travaillé, admirable [Hallanger 1974]
   beau [Rajaonarimanana 1995, SLP: Voambolana]
   agréable, splendide [SLP: Voambolana]
Exemples  
1Hono ry Iketaka ambony vavahady
inona no kanto maizina indrindra?
[Fox: Hainteny, numéro 97]
2Tanàna kely vao niorina, misy trano kanto sy voavoly voninkazo mahafinaritra no mahavariana ny masony. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 176]
Dérivations  
Mots composés, titres, noms  
Citations  

Mis à jour le 2017/07/17