Entrée mihambahamba (hambahamba (hamba))
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Misalasala, tsy tapa-kevitra fa miahotra: Tsy tapa-kevitra na hijanona na handeha Rakoto fa mihambahamba ao
¶ Miahotrahotra na miatoato raha miteny [Rajemisa 1985]
Morphologie 
mihambahamba
nihambahamba
hihambahamba
mihambaham
Exemples Ny fioirany, ny lahatra atolotr' Andriamanitra azy sy ny ankohonany no afaka hamaly tsy mihambahamba ny fihetsem-pony tsy misy diso! [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 29]

Entrée mihambahambà (hambahamba (hamba))
Partie du discours impératif du verbe actif mihambahamba [liste complète]
Définition malgache  [Rajemisa 1985]
Définition française  [Abinal 1888]

2013/04/24