|
|
|
|

Entrée1  handrin-tany
Mots élémentaires  2 handrina, 3 tany
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5 entina milaza ny tokotany sy ny lalana izay mafy sy tsy mba maniry ahitra noho izy diavina matetika. [1.1]
Explications en français  6 talus. [1.13]
Exemples  7  Nasiana lavaka mitovy amin' ny zinga eo amin' ny handrintany. [2.356#]

Mis à jour le 2025/09/12