Entrée hanim-pito loha (hanina, fito, loha)
Partie du discours   expression
Définition malgache   sakafom-panasana misy karazany maro [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   used in describing a feast where every kind of food desired is to be had. [Richardson 1885]
Exemples   Henakisoa menafify, henomby matavy noritina, akoho na vorona natao ladobo, miaraka amin' ny lasosy sy lasary, ary faranana amin' ny mofomamy sy voankazo, ireo rehetra ireo no nasesy hanina, mba hahatonga lafatra ny hanimpitoloha araky ny fitenenana. [Rakotozafy: Ratsimba, page 107]
Mots composés, titres, noms  

Mis à jour le 2017/07/08