Entrée hany ka
Partie du discours conjonction [liste complète]
Définition malgache Teny mpampitohy mampifampiankina, milaza vokatry ny toe-javatra voalaza eo aloha [Rajemisa 1985]
Définition anglaise and so [Richardson 1885, Hallanger 1973]
Définition française [ any ka ] tellement, de sorte que, de façon que [Abinal 1888]
 donc, c'est pourquoi [Hallanger 1974]
 tellement, de sorte que [Rajaonarimanana 1995]
Exemples 
1Hany ka te-hihaona aminao aho [Randriamiadanarivo: Sikajy]
2Tsy nisy rivotra firy tao an-trano hany ka narary ny andohako [Rajemisa 1985]
3Rarana tsy zaka, hany ka maty ([He] could not be advised, and so he is dead) [Richardson 1885]
4Sarotra ho an'ny tantsaha ny fivelomana amin'ny tany, hany ka mampandositra azy [Razafiarivony: Harivolana]
5Voasintoko io lamba io ary nanaraka ny vazy teo amboniny, hany ka nianjera ary vaky! [Rakotozafy: Ratsimba]

2019/02/19