|
|
|
|

Entrée1  hasiahana
Radical  2 siaka
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Toetran' ny olona masiaka, lozabe, faly hampijaly ny sasany; halozana [1.1]
Explications en anglais  5 fierceness, violence [1.7]
Explications en français  6 Méchanceté [1.3#222, 1.8]
7 férocité [1.8]
Exemples  8  Azo heverina koa hoe hasiahana maina tsy nisy voka-tsoa mivantana hoa azy nanao azy. [2.472#]
9  Moa tsy asehon' ireo teny ireo fa tena noheveriny ho hasiahana ny lahatra mahafaty ny olombelona? [2.296#]

Anagrammes  10 hasahiana, 11 hasiahana

Mis à jour le 2025/09/12