Entrée mangasihasy (hasihasy)
Partie du discours adjectif
Définition malgache Mahatsiaro ho voa sy menamenatra noho ny tsy nahazoana izay nantenaina: Tsy nahazo loka Ibalita ka nangasihasy [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to be timid [Hallanger 1973]
Définition française être confus ( gaina) [Rajemisa: Vakoka]
 être timide, confus [Hallanger 1974]
Citations 

2016/03/28