|
|
|
|

Entrée1  hatsatra
Partie du discours  2  adjectif
Tous les mots composés 
Explications en malgache  4  [1.1] Malazo tonga vonivony toa manopy fotsy fa lany ra: Avy narary izy ka mbola hatsatra ny endriny
Explications en anglais  5  [1.2, 1.7] pale
6  [1.2] wan, sickly. Used in speaking of the condition of one recovering from an illness of just out of prison.
7  [1.7] livid
Explications en français  8  [1.3, 1.8] pâle, livide
9  [1.3] blême
10  [1.196] (dans toute l'île). Adjectif (du malais puxat, même sens) : étiolé, qui n'a pas fourni de chlorophylle par manque de lumière.
Exemples  11  [2.324] Dia nalemy indray izy, ka fotsy hatsatra toy iny alina.
12  [1.256] Indro vehivavy hatsatra sy lao Mitondra am-babena zaza miamboho.
13  [2.499] Io Zozefinina efa hatsatra dia hatsatra, renodrenoka eo am-parafara!
Vocabulaire  14  Botanique
Analogues  15  mivaloarika, mivolom-balala maty, matroka, vasoka, malazo, maina, tsy marevaka, tsy misy renty

Anagrammes  16  atsahatr, hatsatra, tsahatra

Mis à jour le 2025/08/10