Entrée | 1 hazo boboka |
Mots élémentaires | 2 hazo, 3 boboka |
Partie du discours | 4 nom |
Explications en anglais |
5 touchwood, so called, perhaps, because it is prepared by soaking in the rain [1.2#94] |
Exemples |
6 Hazo boboka hianjera
[2.1022#]
7 Miantehitra amin' ny hazo boboka? [4.27#] 8 Trano zozoro kely mitafo herana efa mila hianjera ilay izy, tany mihanjaka ny ao anatiny, ary ny varavarana, hazo boboka, raha donina mafimafy dia mihintsana. [2.472] |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |