|
|
|
|

Entrée1  heloka bevava
Partie du discours  2  locution
Mots élémentaires  3  heloka, bevava
Tous les mots composés 
Explications en malgache  5  [1.1] ilazana ny heloka na hadisoana lehibe, toy ny nahafaty olona
Explications en anglais  6  [1.7] a serious crime
Explications en français  7  [1.8] délit grave
8  [1.13] crime
Exemples  9  [2.114#70] Ireo voaheloky ny fitsorana noho ny heloka bevava vitany;
10  [2.508#539] Ny Fitsarana tao Ambatovinaky izay nitsara ny heloka bevava.
11  [1.320] Tsy misy Solombavambahoaka na dia iray aza azo enjehina sy samborina noho ny heloka bevava na heloka tsotra mandritra ny fotoam-pivoriana raha tsy nahazoan-dàlana tamin’ny Antenimiera

Mis à jour le 2025/08/10