Entrée mihenjana (henjana)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mihinjitra mahitsy miridiridy: Tsy mbola mihenjana tsara ity tady ity
¶ Miridiridy tsy mety miketraka amin' ny heviny: Tsy tokony hihenjana loatra ianao fa mety ho azo atao ihany ny mifampiraharaha
¶ Manohitra: Nihenjana izy nony vao nandre izany teniko izany [Rajemisa 1985]
Définition française tendu [Abinal 1888, SLP 1986]
Définition française Se raidir, être raide, vigoureux
¶ fig. résister, se raidir contre [Abinal 1888]
Morphologie 
mihenjana
nihenjana
hihenjana
mihenjàna
Exemples 
1Tsy maintsy mihenjana isika vehivavy. [Randriamamonjy: Ombalahibemaso, page 127]
2Mihenjana ny hery rehetra hanetra ny sarotra sy ny mafy, ka tsy ho kivy hanefa ny adidy. [Rajon: Sary]
3Izany no abidian' ny fahendrena: tsy mihoatra atsy tsy mihoatra aroa, tsy mihenjana loatra ary tsy miketraka loatra. [Rahajarizafy: Filozofia, page 43]
Citations 

Entrée mihenjàna (henjana)
Partie du discours impératif du verbe actif mihenjana [liste complète]
Définition malgache  [Rajemisa 1985]
Définition française  [Abinal 1888]

Mis à jour le 2016/11/03