|
|
|
|

Entrée1  herina
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Fiverenana amin' izay nialana (enti-milaza indrindra fotoana ary mazàna tafiditra amin' ny anaranateny akambana): Tongava amin' ny herin' ny alatsinainy
Herinandro, herintaona [1.1]
Explications en anglais  4  a turn, a return [1.7]
Explications en français  5  retour à [1.20]
6  demi-tour, retour [1.8]
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Adjectifs :
Tous les mots composés 
Analogues  22  herinandro, herintaona

Mis à jour le 2025/09/19