Entrée miherina (herina)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache [ miheriña ] [Sihanaka] miverina [Rakotosaona 1972]
 Miverina amin' ny toerana nialana, niaingana (fiteny indrindra amin' ny andro, volana, taona): Rehefa miherina ny taona [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to come around again at a certain time [Hallanger 1973]
Définition française revenir à une période déterminée [Hallanger 1974]
Morphologie 
miherina
niherina
hiherina
miherèna
Exemples Raha main' ny hetaheta mafy, hono, ity Betsileolahy iray vahiny tao an-tanàna, dia niherina tamin' ny fisotroana ranondresy. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 46]
Citations 

2012/08/07