|
|
|
|

Entrée1  herinandro
Mots élémentaires  2 herina, 3 andro
Partie du discours  4  nom
Explications en malgache  5 Fe-potoana misy andro fito voafetran' ny kalandrie: Ny alahady no andro voalohany amin' ny herinandro araka ny kalandrie vazaha
6 Fahelam-potoana misy andro fito: Ho vitanao herinandro ve io asa io? [1.1]
Explications en anglais  7 a week [1.7]
Explications en français  8 une semaine [1.8]
Exemples  9  herinandro ihany aho, dia tafaverina. [2.5#]
10  Andro andrandraina amin' ny herinandro. [2.4#]
11  Efa herinandro mahery izay no lasa izy. [1.508#]
12  Dia nandeha lalana herinandro izy miandevo; [2.69#]
Vocabulaire  13  Temps
Hyponymes 
Proverbes  23  Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2025/11/17