|
|
|
|

Entrée1  herin-tsandry
Mots élémentaires  2 hery, 3 sandry
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5 [herintsandry] [Betsimisaraka] asa, zavatra nataon'ny tena, tsy niarahana tamin' olona [1.78]
6 tanjaky ny sandry; tanjaka; izay azo tamin' ny asa [1.1]

Mis à jour le 2026/02/04