Entrée hetsy
Partie du discours adjectif
Définition malgache Folo alina: Roa hetsy ariary, hono, no vidin' io trano io. / Ny folo hetsy dia atao hoe tapitrisa (Tsara ho tadidy fa amin' ny teny hoe hetsy, toy ny hoe habakabaka, dia tsy miova ho k ny h eo aorian' ny aman- na anka amin' ny soratra, mba tsy hahahafahafa ny fampiharam-pitsipika, dia homena ny endriny feno keo teny ireo: amana, ana): Olona amana hetsiny no tonga nijery baolina / Nisodika teny ana habakabaka ny fiaramanidina [Rajemisa 1985]
Définition anglaise a hundred thousand [Hallanger 1973]
Définition française cent mille [Hallanger 1974]
Définition internationale 100.000 [3.1]
Vocabulaire 
Dérivations 
Tableaux et planches Les nombres
Exemples Dimy hetsy sy fito tapitrisa no voalaza ho isany; [Randzavola: Baiboly, page 147]
Articles 

Entrée hetsy
Partie du discours Non spécifié
Définition malgache  [Bara] [Rakotosaona 1972]
Dérivations 

2017/10/26