Entrée | 1 anetsiny |
Partie du discours | 2 adverbe [Liste complète] |
Radical | 3 hetsy |
Explications en malgache |
4 [1.10#H198] ny fitenenana hoe "an-etsiny" dia diso ka tokony hatao hoe an-ketsiny, saingy iry diso no efa mahazatra, ka tonga manaviavia ity an-ketsiny |
Exemples |
5 [2.508#481] anetsiny maro ny Malagasy no naondrana namidy tany ivelany toy izany |
Autres orthographes | 6 anketsiny |
Anagrammes | 7 anetsiny, itsenany, tsenainy, tsy enina |
Mis à jour le 2025/08/05 |
![]() |