Entrée hirangirana (hirana)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fahazavana kely, toy ny fahazavana maninteraka amin' ny hirika na loaka kely: Tsy mahita hirangirana
Hirika na loaka idiran' ny fahazavana
Taratry ny hazavana mianjera amin-javatra malambolambo, fitomarataratra. [1.1]
Explications en anglais A glimmer of light [1.7]
Explications en français Rayon de lumière passant par un petit trou ; fente qui laisse passer la clarté [1.8]
Exemples Ho rakotra azy ny tany, tsy ho hita hirangirana ny tany; [2.996]
Dérivés 
Synonymes hirana
Mots composés 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/02/21