Entrée mangirangirana (hirangirana)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Loaka voahirika, mamela hazavana haninteraka
Mamiratra, mangilohilo: Mangirana ery izany
Raronao izany
Mora kokoa, misy hihoriranana
Tsisy hevitra [1.1]
Morphologie 
Présent : mangirangirana
Passé : nangirangirana
Futur : hangirangirana
Synonymes mangirana

Mis à jour le 2023/01/05