|
|
|
|

Entrée1  hitsivolana
Mots élémentaires  2  hitsy, 3  volana
Partie du discours  4  nom
Explications en malgache  5  Didy ataon' ny Governemanta noho ny famindram-pahefana avy amin' ny Solombavambahoaka mpanao lalàna [1.1]
6  didy avoakan'ny filankevitry ny fitondram-panjakana, mandrapankatoavana azy ho lalana [1.13]
Explications en français  7  ordonnances [1.13]
Exemples  8  Araka izany, ny Governemanta dia manolotra ity Didy hitsivolana ity. [1.384#]
9  Havoaka amin' ny Gazetim-panjakan' ny Repoblika izao hitsivolana izao. [2.114#]
Vocabulaire  10  Loi
Synonymes  11  ordonansy

Mis à jour le 2025/09/12