Entrée hodi > hoditra
Partie du discours nom
Définition malgache Ny fonony ivelany amin' ny tenan-javamananaina (olombelona, biby) na zavamaniry: Mivoaka amin' ny mason-koditrany hatsembohana / Volovoloina ny hodi-paiso
¶ Ilazana ny volon' ny tenan' ny olombelona koa. [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise skin, hide, bark [Hallanger 1973]
Traduction française peau, écorce, cosse [Hallanger 1974]
Dérivations 
Mots composés, titres, noms 
Analogues  Robes des boeufs
Citations 

Entrée hodi > hodina
Partie du discours nom
Définition malgache Fiverenana eo amin' ny toerana ihany mankany ivoho; fitodihan' ny loha mankany aoriana na ao an-daniny; fitsimbadihana rehefa mikorisa, ka ny ambany tonga ambony ary dia mifandimby hatrany toy izany [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise a turning around [Hallanger 1973]
Traduction française tournoiement [Hallanger 1974]
Dérivations