Entrée ho faty
Mots élémentaires faty
Partie du discours futur de l'adjectif maty
Explications en malgache Enti-milaza ny ho avy amin' ny matoanteny maty: Ho faty daholo ihany isika rehetra [1.1]
Explications en français Employé au futur de maty: Ho faty izy (Il mourra) [1.3]
Exemples 
1Dia niara-nohelohina ho faty izy mianakavy [2.293]
2Fa misy zavatra efatra izay mampanahy, fa tsy maintsy hisy hihatr' aminy, dia ireo, Ny ho faty amy ny ady, Ny ho faty amin' aretina, Ny ho faty amy ny mosary, Ary ny alahelo, noho ny fisarahana amy ny aty antoerana. [2.59]

Entrée hofaty
Mots élémentaires faty
Partie du discours nom
Explications en français  [Sakalava] (littéralement « qui peut donner la mort », de faty : mort ; marque la toxicité). Vitex pervillei Baker (Lamiaceae). Arbuste assez commun dans la région de Majunga. Son nom est une mise en garde contre les empoisonnements qu'il peut provoquer. [1.196]
Nom scientifique Vitex pervillei
Vocabulaire 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/05/25