|
|
|
|

Entrée (1/3) 1  holatra
Partie du discours  2  nom
Explications en français  3 [Tankarana] provocation dissimulée, tournée. [1.19]
Synonymes  4 ankolatra

Entrée (2/3) 5  holatra
Partie du discours  6  nom
Explications en malgache  7 Dian-dratra na fery efa sitrana hita eo amin' ny hoditra. [1.1]
Explications en anglais  8 a scar [1.7]
Explications en français  9 cicatrice [1.3, 1.8, 1.5]
Exemples  10  Hitan' ialahy io holatra amin' ny sandriko io, diam-benitra io. [2.472#114]
11  Na ho sitrana aza, hoy Fatakamana tamin ny namany, ny holatra tsy ho azo kosehina! [2.499#48]
Dérivés 
Verbes actifs :
Vocabulaire  13  Santé
Combinaisons  14  13 expressions, toponymes, etc... avec ce mot

Entrée (3/3) 15  holatra
Partie du discours  16  nom
Explications en malgache  17 Karazan-javamaniry mitarehina elo mivelatra ny maro aminy: Misy karazany roa lehibe ny holatra: dia ireo fihinana ary ireo misy poizina ka mahafaty [1.1]
Explications en anglais  18 mushrooms; fungus in general [1.7]
Explications en français  19 champignon [1.8]
20 nom générique des champignons [1.3, 1.5]
21 [olatra] (dictionnaire Abinal et Malzac, 4e édition (1930) p. 236 et 459 : admet les deux orthographes ; mais en malgache moderne, on écrit plutôt holatra). Nom générique des Champignons :
22 [Taifasy] d'après Cardenan, Journal Officiel de Madagascar n° 272 (7 Juillet 1898) p. 2119, à Farafangana ce nom est réservé au champignon blanc comestible des parcs à boeufs. Le Dr. H. Poisson l'identifie avec doute à Agaricus campestris L. (Agaricaceae). [1.196]
Exemples  23  dia totoina ny ravin' ana-mamy, dia fiazana atao amy ny tavy, dia ahosotra ny holatra vaovao; [2.48#121]
24  Mandrara-boa an-tanimena ny lahin-taretra amoron-dalana ary mitsangana eo amin' ny hamandoan' ny zezika ny holatra fotsy sy volombatolalaka. [2.470#15]
Vocabulaire  25  Botanique
Autres orthographes  26 olatra
Combinaisons  27  20 expressions, toponymes, etc... avec ce mot
Nom scientifique 
Citations  29  Textes citant ce mot

Anagrammes  30 halotra, halôtra, holatra

Mis à jour le 2026/03/07