| Entrée (1/2) | 1 honahona |
| Radical | 2hona |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4Fotaka malemy sy mandrevo ary lalina..
[1.1] |
| Explications en anglais |
5a swamp.
[1.7] |
| Explications en français |
6marécage.
[1.8, 1.13] 7fondrière, terrain très bourbeux où l'on enfonce facilement. [1.196] |
| Exemples |
8 ary ny nivarina nankamin' ny heniheny, nilentika velonà tany anaty honahona.
[2.588#]
9 Ny mitsinjo honahona sy ny vohitra koa dia ratsy fa sintonan' ny hona ary saro-mahita masoandro. [1.381#] |
| Dérivés |
|
| Vocabulaire | 11 Géographie: (en général) |
| Synonymes | 12hona |
| Analogues | 13 heniheny, 14 horaka, 15 zetra |
| Proverbes | 16 Proverbes contenant ce mot |
| Entrée (2/2) | 17 honahona |
| Partie du discours | 18 nom |
| Explications en français |
19Nom de végétaux croissant dans de tels endroits et notamment : Paropsia madagascariensis (Mast.) H.Perrier (Passifloraceae).
[Betsimisaraka]
[1.196] |
| Vocabulaire | 20 Botanique |
| Nom scientifique |
|
| Anagrammes | 21 hanohano, 22 honahona |
| Mis à jour le 2025/11/02 |
|