| Entrée (1/2) | 1 mihorirana | 
| Radical | 2 horirana | 
| Partie du discours | 3 verbe actif | 
| Explications en malgache | 4   Mandry ka ny rirana na ny ila no atao ambany mandry: Telo no fomba fandry: ny mitsilany, ny mihorirana ary ny mihohoka Miala amin' ny loza na toe-java-tsarotra: Tsy atahorana ireny fa olona mahay mihorirana [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   to be placed on edge [1.7] | 
| Explications en français | 6   être placé sur son bord ou son côté [1.8] | 
| Exemples | 7   Niteny izany izy, sady nihodina teo an-toerana, mba samy hahita azy manatrika, mihorirana, miamboho, ny olona rehetra.
[2.472] | 
| Morphologie | 
 | 
| Tous les mots composés | 12 2 combinaisons de ce mot | 
| Proverbes | 13 Proverbes contenant ce mot | 
| Entrée (2/2) | 14 mihoriràna | 
| Radical | 15 horirana | 
| Partie du discours | 16 impératif du verbe actif mihorirana [Liste complète] | 
| Explications en français | 17   [1.3] | 
| Anagrammes | 18 mihorirana, mihoriràna | 
| Mis à jour le 2025/10/11 |   |