Entrée iangaviana (angavy)
Partie du discours verbe relatif
Explications en anglais To be asked for; to be begged [1.7]
Explications en français  [1.3]
 Qu'on demande; qu'on supplie [1.8]
Exemples 
1Ka tiako iangaviana izy io, na hovidiana na hatakalo, tsy maninona. [2.472]
2Ny tsy ho sarotiny loatra eo am-pamakiana azy no mba iangaviana anao. [2.471]
Morphologie 
Présent : iangaviana, iangaviako, iangavianao, iangaviany, iangaviantsika, iangavianay, iangavianareo, iangavian', iangavian-, iangaviam-, iangavia-
Passé : niangaviana, niangaviako, niangavianao, niangaviany, niangaviantsika, niangavianay, niangavianareo, niangavian', niangavian-, niangaviam-, niangavia-
Futur : hiangaviana, hiangaviako, hiangavianao, hiangaviany, hiangaviantsika, hiangavianay, hiangavianareo, hiangavian', hiangavian-, hiangaviam-, hiangavia-
Impératif : iangavio

Mis à jour le 2023/01/20