Entrée ihany
Partie du discours adverbe [liste complète]
Définition malgache Tsy misy afa-tsy, irery: Izy ihany no itokiako
¶ Na manao ahoana na nianao ahoana: Andeha ihany aho
¶ Azonao ampijalina aho fa holaviko ihany ny fiampanganao rehetra tsy marina
¶ Tsy maninona: Aoka ihany fa sahirana ianao [Rajemisa 1985]
Définition anglaise only, just, tolerably [Hallanger 1973]
Définition française seulement, même; vraiment [Hallanger 1974]
Mots composés, titres, noms 
Analogues  fotsiny ~ monja

2010/05/31