Entrée ilay mahia miankin-drindrina (ilay, hia, ankina, rindrina)
Partie du discours locution
Définition malgache Ankamantatra ilazana ny sahafa; fampanonona fanaon'ny ankizy ka ny valiny dia hoe sahafa (noho ny maha-fisaka ny sahafa no ilazana azy ho mahia) [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2020/07/31