Entrée manilika (ilika)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Manosika hihataka mampihataka: Iza no nanilika ireto fako ireto ho eto an-tokotanintsika?
Mamindra: Tsy tsara ny manilika ny hadisoan' ny tena amin' ny hafa
Manesotra tsy ho isany: Ny tenan' ny filoha no nanilika an-dRabe tsy ho isan' ny fikambanana [1.1]
Explications en anglais To push away, to move further off; to charge a fault upon another. Generally used of a single thing pushed away. [1.2]
 To push aside or farther off [1.7]
Explications en français Pousser de côté ou plus loin [1.8]
Exemples Ny mafy indrindra, dia ny manilika ny tany amin' ny telo metatra no ho midina ka manomboka amin' ny efa-metatra miala amin' ny sisiny. [2.472]
Vocabulaire 
Morphologie 
Présent : manilika
Passé : nanilika
Futur : hanilika
Impératif : maniliha
Synonymes manilikilika
Proverbes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20