Entrée indraika
Partie du discours adverbe [liste]
Définition malgache Fiangolana ny hoe "indray": Raha tany indraika kosa ka mifaly -- Hadinoy ny sentosento sy tomany -- Aoka ihany izany foko no hijaly -- Hitoloko samy irery lavitra any (Rajemisa Raolison)
¶ Indray mandeha: Impiry ianao no tany Mahajanga? -- Indraika [Rajemisa 1985]

Entrée indraika
Partie du discours conjonction [liste]
Définition malgache  [Tambahoaka] koa, indray [Rakotosaona 1972]
Synonymes indreka

2009/09/01