Entrée indreto (indry)
Partie du discours adverbe [liste complète]
Explications en malgache Enti-manondro olona na zavatra maro hita eo akaiky na manakaiky: Indreto tonga Ramose mivady, hoy Ikoto tamin' ny namany [1.1]
Explications en anglais Behold! A plural form. [1.2]
 Here they are! plur. of indry [1.7]
Explications en français Pluriel de indro : les voilà! [1.3]
Exemples 
1Avia, avia, fa indreto ny sakaizanareo. [2.69]
2Indreto, indreto rahay Neny indreto, Indreto. [2.606]
3Ary indreto vatan-dehilahy marobe nanasokera ahy. [2.643]

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/10/20