Entrée | 1 izany hoe |
Mots élémentaires | 2 izany, 3 hoe |
Partie du discours | 4 locution |
Explications en malgache |
5 izao no heviny, toy izao; enti-manazava ny hevitra na ny teny iray: Aza manao izay hampalahelo an' Andriamanitra, izany hoe aza manota [1.1] |
Explications en anglais |
6 that is to say [1.7] |
Explications en français |
7 c'est-à-dire [1.8, 1.13] 8 i.e.; id est [1.13] |
Exemples |
9 izany hoe tsy ho ampy ny vola
[2.285#201]
10 mainka moa fa izany hoe hevitro izany [2.4#20] 11 veloma tsy mandrakizay, izany hoe mbola hihaona [2.314#41] 12 Raha izany hoe hanaraka anareo, dia sanatria anay! [2.324] |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |