|
|
|
|

Entrée1  izay rehetra aleha maneno sahona avokoa
Mots élémentaires  2 izay, 3 rehetra, 4 aleha, 5 maneno, 6 sahona, 7 avokoa
Partie du discours  8  locution
Explications en malgache  9 na inona na inona atao, ahazoana tsiny, bedibedy; na inona na inona atao toa tsy metimety daholo [1.1]

Mis à jour le 2025/09/12