Entrée rehetra
Partie du discours adjectif
Définition malgache Tsy misy avakavaka, aby, jiaby: Tonga ny mpianatra rehetra
¶ Matetika no hamafisin' ny mpamaritra matoanteny daholo, avokoa, ny hevitry ny teny hoe rehetra: Tonga daholo ny mpianatra rehetra na tonga daholo ny mpianatra (fotsiny)
Mitovy hevitra: daholo ~ faobe ~ manontolo ~ na iza na iza ~ na zovy na zovy ~ poporohana ~ safobemantsina ~ tsy ankanavaka ~ tsy mifaka ~ tsy misy avakavaka ~ tsy vaky volo [Rajemisa 1985]
Définition anglaise all [Hallanger 1973]
Définition française tous, tout [Abinal 1888]
 tout, tous; cf. avokoa, daholo, samy [Hallanger 1974]
Exemples 
1Niredaka ny hazo rehetra sy ny tafo. [Andraina: Mitaraina, page 223]
2Toy izany no faharavan' ny sambo rehetra: [Andriamalala: Ranomasina, page 16]
Dérivations 
Synonymes avokoa ~ daholo ~ ijiaby ~ samy

2018/08/04