Entrée izay tsy milalao sain-kanina
Mots élémentaires izay ; tsy ; milalao ; saina ; hanina
Partie du discours locution
Explications en malgache Amin' ny hariva no filalaovan' ny ankizy taloha, ka raha tsy mivoaka eo ilay ankizy fa miandry ny sakafo ho masaka, dia lazain' ny namany fa efa any amin' ny sakafo ny sainy [1.1]

Mis à jour le 2023/05/20