Entrée |
izy
|
Partie du discours | pronom
|
Définition malgache | Misolo ny olona tenenina raha tokana ka atao teny lazaina: Ho tonga izy rahampitsoRaha milaza maro dia matetika ampiana "ireo" ny izy: Tsy manan-divay intsony izy ireo [Rajemisa 1985]
|
Traduction anglaise | He, she, it. Isy, ia and i are used
in the provinces.
[Malay iya; Polynesian ia, aia, iyi, i.] [Richardson 1885]
|
| he, she, it [Hallanger 1973]
|
Traduction française | Il, elle, lui, le, la [Abinal 1888]
|
| Il, elle [Rajaonarimanana 1995]
|
| il, elle [Hallanger 1974]
|
Traduction italienne | egli; ella [Profita 1969]
|
Mots composés, titres, noms |
|
Analogues |
izy ireo |
|
azy ~
-ny |
Tableaux et planches |
|
|