Entrée ny
Partie du discours article [liste complète]
Explications en malgache  [Bezanozano] [ ñy ] Ny [1.78]
 Enti-manondro zavatra na olona lazaina ankapobe: Ilaina ny vola. / Mendri-tsazy ny mpianatra kamo.
Enti-manondro zavatra na olona voafaritra: Omeo ahy ny vola, fa ento ho anao ny lamba.
Azo atao indraidray eo alohan'ny anarana sasantsasany iantsoana olona: Aoka re, ny Andriana, mba handeha izy.
Azo atao eo alohan'ny teny hafa noho ny anarana izay ampiasaina ho toy ny anarana: Manaova ny marina, manaja ny ianao fa maniratsira kosa ny ialahy. Sarotra ny mitondra olona. Manembona ny any izy dia malahelo. [1.1]
Explications en anglais The [1.2, 1.7]
 Compare iny [1.2]
Explications en français Le, la, les. [1.3, 1.5, 1.8]
 Ny s'emploie comme article vocatif, devant les noms et titres honorifiques, tels que Andriana, manamboninahitra, ambony, lehibe. "Avelao aho, ny Andriana, mba handeha", permettez-moi, sire, de partir aussi. [1.3]
Mots composés 

Entrée -ny
Partie du discours pronom [liste complète]
Explications en malgache Mpisolo anarana misolo olona fanao tovana entina misolo ny olona tenenina: Fantatro Rakoto, nefa tsy mbola hitako ny tranony. / Tsy azony izany. [1.1]
Explications en anglais His, hers, its, theirs, that, which; by him, her, them, or it.
Tranony [trano]. His, her, its or their house.
Lasany [lasa]. Taken by him, her, it or them.
When added to trisyllabic words ending in -ka or -tra in the third person singular or plural and used absolutely, the whole syllable -ka or -tra is rejected before the -ny is added.
Satrony [satroka]. His, her, its or their hat or hats.
Tongony [tongotra]. His, her, its or their foot or feet.
It is usual to elide the y of this word when followed by the article ny, and substitute it with an apostrophe, as: Tranon'ny olona: a person's house. Lazain'ny raiko: told by my father. [1.2]
 His, her, its. their ; by him, by her, by it, by them. [1.7]
Explications en français De lui, d'eux, d'elles, par lui, par eux, par elle, par elles. Ny tompony: le maître de lui, d'elle, d'elles, son maître, leur maître. Tiany: aimé de lui, d'eux, d'elles. Amboniny: au-dessus de lui.
Terminaison euphonique. Farany: la fin. Tobia rainy: Tobie le père. Radama rainy: Radama I. [1.3]
 De lui, d'eux, d'elles. Par lui, par eux [...] [texte complet dans 1.5]
 à lui, à elle, à eux; son, leur; fait par lui, par elle, par eux. [1.8]
Mots composés 
Analogues  azy ~ izy
Tableaux et planches tous les pronoms

Mis à jour le 2023/08/11