Entrée jambena (jamba)
Partie du discours adjectif
Définition malgache Mipendrampendrana noho ny hazavana mamono maso na ny ranomaso ka tsy mahita tsara loatra
¶ Azon' ny fahasahiranana mafy. [Rajemisa 1985]
Définition anglaise temporarily blinded or dazzled [Hallanger 1973]
Définition française ébloui; qui a les yeux troubles [Hallanger 1974]
 aveuglé, avoir les yeux troubles [Rajaonarimanana 1995]
Exemples Vaky ran' orona ilay anankiray, voa anaty masony anankiray koa ka jambena niampanampa. [Andraina: Mitaraina, page 54]
Dérivations 
Synonymes jemby

2017/07/29