|
|
|
|

Entrée 1  jemby
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3 Enti-milaza olona izay tsy mahita tsara ny masony fa safotry ny vovoka na ny setroka na ny hatezerana, vizana ny maso ka tsy mahita tsara, badenina, manjambena [1.1]
Dérivés 
Adjectifs :
Analogues  7  badenina, 8  farina, 9  jambena, 10  jenjina, 11  mantsafofoka, 12  safotra, 13  tsy mahita izay ambonin' ny tany, 14  tsy mahita ny atsimo sy avaratra, 15  voan' ny tamberintany
Proverbes  16  Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2026/04/21