|
|
|
|

Entrée1  jofoana
Radical  2 jofo
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4 Irarahan' ny vovoka na andrarahana vovoka: Nojofoany vovoka ny masoko ka tsy nahita izay ambonin' ny tany aho
5 Ianjerana, iantontana
6 Hanina: Nojofoin' ny kisoa ny vomanganay ka tsy nisy niangana [1.1]
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :
10  Impératif :
Synonymes  11 jofoina

Anagrammes  12 afonjao, 13 jofoana

Mis à jour le 2025/09/12