Entrée jofoina (jofo)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Irarahan' ny vovoka na andrarahana vovoka: Nojofoany vovoka ny masoko ka tsy nahita izay ambonin' ny tany aho
Ianjerana, iantontana
Hanina: Nojofoin' ny kisoa ny vomanganay ka tsy nisy niangana [1.1]
Morphologie 
Présent : jofoina, jofoiko, jofoinao, jofoiny, jofointsika, jofoinay, jofoinareo, jofoin', jofoin-, jofoim-, jofoi-
Passé : nojofoina, nojofoiko, nojofoinao, nojofoiny, nojofointsika, nojofoinay, nojofoinareo, nojofoin', nojofoin-, nojofoim-, nojofoi-
Futur : hojofoina, hojofoiko, hojofoinao, hojofoiny, hojofointsika, hojofoinay, hojofoinareo, hojofoin', hojofoin-, hojofoim-, hojofoi-
Impératif : jofoy
Synonymes jofoana

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20