Entrée Kabary nataon-dRanavalona I
Partie du discours nom propre (titre d'histoire courte ou de discours)
Sous-titre teo Ambatoroka
Auteur Cousins William Edward
Tableaux et planches Tous les titres
Texte XIII. Kabarin-dRanavalona I. teo Ambatoroka, A.D. 1831. ANTANANARIVO, 25Asorotany, 1831, nonanda-harana ny tenin-dRanavalomanjaka teo Amba toroka ; raha tezitra tamy ny manaraboninahitra izy, ka ny nitezerany, ny manamboninahitra naka vola tamy ny miaramila, dia navelany ho borozoany ny miaramila. Ary dia novoriny teo Ambatoroka ny ambaniandro, hilazany ny hatezerany. 2. Ary dia tonga teo Ambatoroka ny andriamba-venty, sy ny Offisiers Daupalian, nitondra ny fitenin' Andiriana tamy ny ambaniandro sy ny miaramila. 3. Ary hoy no fitenin-dEanavalo-manjaka, no torin-dRatsimanisa lOvtra off. d. p. :— Izaho milaza aminareo miaramila, sy milazaaminareoambaniandro, fa raha manana izay hatezerako aho, tsy midodododo, tsy mihazakazaka, fa mamory anareo ambanilanitra. 4. Koaizahodiamihitsy, ry ilay Imerinaambaniandro, fa tamy ny Roa amby ny Folo Manjaka, sy tamin'Andrianampoinimerinasy Radama, tsy nisy izany fihinanana any Imerina ; ka raha omby amiko, izaho Kanavalo-manjaka, vaohisy hanaoizany ; koaizahodia mihitsy, ilay ambaniandro, raha izany Imerina no ho-hanin' olon' tsy meloka, ka olombelona no hivarotra ny zanak' Imerina, hatao vola aman-karena ; laviko, hoy Ranavalo-manjaka, fa matiko izay manao izany ; fa tsy ataoko longoa mitoto-bozaka, ary tsy ataoko fendri-totofana, fandrao ataonareo hoe, Vavy Eabodon-andrianampoinimerina. Tsy vavy aho, falahy, faizaho nofanovany ny Roaamby ny FoloManjaka, sy fanovan' Andrianampoinimerina sy Radama ; koalazaiko ami nareo ambanilanitra fa matiko izay manao izany. 6. Dianamaly ny ambaniandro, hoy nofamaliny * Andrianampoinimerina nihary any Imerina, tsy naha-foy tapa-jaza iray ho faty, ary Ilahidama-manjaka. nanao salaka fohy namory ity tany ity, tsy nahafoy tapak'olona iray ho very tsy meloka ; Ranavalo-manjaka namelany tsy nanova. Karahainty omby amy ny anio, ka olombelona no hivarotra any Imerina, mati-nay izay manao izany, fa tsy adidinao Manjaka ; fa lohaomby notainan-taik'omby izy, ka masaky ny finaoky ny lelany. 6. Dia maty tamin' izany izay nanan-tombon-keloka ; nahafatesana isam-borigedry.

2019/08/17