| Entrée | 1 kahihitra |
| Radical | 2 hihitra |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Mitovy amin' ny mahihitra, saingy misy hevitra fanesoana na fanaratsiana kely misisika
[1.1] |
| Explications en anglais |
5 a confirmed penurious person
[1.2] 6 stingy, avaricious [1.7] |
| Explications en français |
7 ladre, sordide d'avarice
[1.3, 1.8] 8 lésineux [1.3] 9 avare [1.8] |
| Exemples |
10 Voalazan' ny mpitantara tranainy sasany fa kahihitra, masiaka, mpamitaka, mpandainga izy ireny;
[1.38#32]
11 Tsy afa-pon'izay anjara tokana ny mason'ny kahihitra, ary mainan'ny fitsiriritana mandoza ny fanahy. [2.996] |
| Synonymes | 12 mahihitra |
| Analogues | 13 kafiry, 14 kahidy, 15 katity, 16 kely hiratra, 17 kely hoho, 18 kely tanana, 19 kongona, 20 mafy fonosana, 21 mafy tanana, 22 mahidy, 23 Mahihitra, 24 mamaky akotry, 25 manjaitra atody, 26 matsitsy, 27 mihirim-belona |
| Proverbes | 28 Proverbes contenant ce mot |
| Mis à jour le 2026/04/22 |
|