| Entrée | 1 kakabemaso |
| Mots élémentaires | 2 kaka, 3 be, 4 maso |
| Partie du discours | 5 nom |
| Explications en malgache |
6 Karazana lolo lehibe izay misy soratra boribory toy ny maso eo amin' ny elany roa.
7 Anara-biby izay fanao fampitahorana fotsiny fa toa tsy misy akory. (Misy milaza koa hoe Kakabenify). [1.1] |
| Exemples |
8 Sao dia arahin'ny kakabemaso, hoy kosa Imanjavelo, Antandroy lahy.
[1.335#]
|
| Vocabulaire | 9 Zoologie: invertébrés |
| Synonymes | 10 kakabenify, lolompaty |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|