|
|
|
|

Entrée1 kanefa
Partie du discours  2 conjonction [Liste complète]
Explications en malgache  3 Enti-mampifanohitra hevitra roa: Notoroan-drainy hevitra Ikoto, kanefa nanohitra mafy, ka navelany hanao izay tiany. (Jereo anefa, nefa, izay mitovy hevitra, fa tsy mitovy fampiasa amin' ny kanefa araka izao) [1.1]
Synonymes  4anefa, kandrefa, nefa

Anagrammes  5 faanke, 6 fanake, 7 fekana, 8 fenaka, 9 kanefa

Mis à jour le 2025/10/31